|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matanjaka |
| Fototeny | 2tanjaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna.
5Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io?. 6Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana. [1.1] 7vaventy, matavy. [Masikoro] [2.606#152] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8strong, vigorous; heavily built, corpulent.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9fort, vigoureux; gros; un peu gras.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Fantatra fa matanjaka I Feno.
[2.472]
11 Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [2.944] 12 Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [2.643] 13 Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 19 beaina, 20 besandry, 21 mafy, 22 mahery, 23 matomboka, 24 tomady |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|