|
|
|
|

Teny iditra1 mavitrika
Fototeny  2vitrika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5nimble, quick. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6leste, agile. [1.8]
Tovy hevitra  7mavitribitrika
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02