|
|
|
|

Teny iditra1 akohokely
Singan-teny  2akoho, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zanak' akoho mbola kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A chicken.. [1.2]
Ohatra  7 Nikiakiaka ilay akohokely niantso ny reniny. [2.298#]
8 Diso lalàna ny akohokely anankiray indray andro. [2.332#]
Voambolana  9 Haibiby: vorona 10 Toe-karena: fiompiana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02