|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 foy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo.
4Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy.
5Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra.
6Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7hatched.
8suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout.
9secret conversation becoming known. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10éclos. [1.3, 1.82]
11percé. [1.3, 1.5]
12divulgué. [1.3, 1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)26 foy
Sokajin-teny  27 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  28ilaozana, ialana. [Taisaka] [1.78]
29Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30abandoned, given up. [1.2, 1.7]
31forsaken, deserted, despaired of.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32abandonné. [1.8, 1.5, 1.82]
Ohatra  33 ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
34 Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Haiendriteny 
35 Ny ankehitriny :
36 Ny lasa :
37 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  52Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)53 foy
Sokajin-teny  54 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  55qui ose. [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  56 fio, 57 foy, 58 ofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02