|
|
|
|
Fikambanana 68 amin' ny teny
amana
(#1)
Kamban-teny (68)
1
ady basy aman-defona
2
adidy aman' andraikitra
3
afaha loza aman-antambo
4
akoho amam-borona
5
aloalon-tany aman-danitra
6
andrian-dray aman-dreny
7
andro aman' alina
8
antsanga tsy aman' orana
9
arahaba sitrana soa aman-tsara
10
arahaba tonga soa aman-tsara
11
arahaba tsy maty fo aman-aina
12
ary tongotra aman-tanana
13
asa aman-draharaha
14
atody miady amam-bato
15
aza hitan' ny fara aman-dimby
16
bozaka aman' ahitra
17
fara amana dimby
18
fara aman-dimby
19
fifanampian' ny isa tafolo amam-paingo
20
fomba amam-panao
21
haino aman-jery
22
hanina amam-bolony
23
isa tafolo amam-paingo
24
kambotim-bola aman-karena
25
kiraro iray aman' olona
26
laha-kazo aman-dravina
27
lany fatotra amam-pondrana
28
lany fatotra aman-pondrana
29
loloha aman' entana
30
manao ranomaso tsy miaraka amam-paty
31
mandady tongotra aman-tanana
32
mandry aman' afo
33
mandry tsy amana afo
34
mandry tsy aman' afo
35
masoandro amam-bolana
36
miady fo aman' aina
37
mifako bozaka aman' ahitra
38
mifanondro basy aman-defona
39
misaraka aman-teny
40
mitolona aman-jaza
41
mivalo tongotra aman-tanana
42
mivarina aman-tany
43
nendran' akoho amam-borona
44
nofo aman-dra
45
raboka mamely ny akoho amam-borona
46
raiamandreny
47
ray aman-dreny
48
ranomaso tsy miaraka amam-paty
49
safatsiroa aman-tany
50
silaka isa tafolo amam-paingo
51
soa aman-tsara
52
soamantsara
53
tafasiry aman-javona
54
taho aman-dravina
55
tandroka miaraka aman-tsofina
56
tany ama-monina
57
tantely amam-bahona
58
teboka aman-paingo
59
tokana aman-tany
60
tonga soa aman-tsara
61
tongotra aman-tanana
62
tsinay misingotra aman' aty
63
tsiny amam-pondro
64
tsy roa aman-tany
65
vady aman-janaka
66
vatolampy aman-tany
67
vatosiraka aman-tsimenitra
68
zanaka amam-para