|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongotra aman-tanana |
| Singan-teny | 2tongotra, 3amana, 4tanana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Ohatra |
6 Ka dia mibaboka tongotra aman-tanana ianao.
[2.299#129]
7 |Nofatoran'ny olona ny tongotra aman-tanany. [2.117#78] 8 ary aiza izay mba tongotra aman-tanan' itena? [2.69#195] 9 Efa bory lanin' ny voay ny tongotra aman-tanany. [2.499#113] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|