|
|
|
|

Teny iditra1 ranomaso tsy miaraka amam-paty
Singan-teny  2rano, 3maso, 4tsy, 5miaraka, 6amana, 7faty
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe haingo diso an' iarivo). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11