|
|
|
|

Teny iditra1 mandry tsy aman' afo
Singan-teny  2mandry, 3tsy, 4amana, 5afo
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy. [1.1]
Mpanahaka  8 mandryamanafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02