|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fomba amam-panao |
| Singan-teny | 2fomba, 3amana, 4fanao |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
6les us et coutumes.
[1.66.fr#947] |
| Ohatra |
7 Izay vao tena hitako ny fomba amam-panaony
[2.472#63]
8 Ireny no fomba amam-panaon' ny firenena mandroso! [2.528#77] 9 Ka ireto izany fomba amam-panao namehezany ny fiainany izany [2.245#17] 10 fomba amam-panao malagasy taloha ela be, nosoratan' i Max Randria [2.436#185] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|