|
|
|
|

Teny iditra1 tsy roa aman-tany
Singan-teny  2tsy, 3roa, 4amana, 5tany
Sokajin-teny  6 kambanteny
Ohatra  7 Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470]
8 Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07