|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bozaka aman' ahitra |
| Singan-teny | 2bozaka, 3amana, 4ahitra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona.
7Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the common people, the multitude, the mob, the rabble.
[1.2] 9worthless. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10sans valeur (se dit d'un individu).
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|