|
|
|
|

Teny iditra1 raiamandreny
Singan-teny  2ray, 3amana, 4reny
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6jereo ray aman-dreny. [0]
Ohatra  7 Rakoto sady raiamandreny amy ny nofo koa; [2.59#]
8 Matokia ianareo fa izaho no andrian-tokana, izaho no raiamandreny. [2.508#]
9 Noravan' ny raiamandreny koa ny olona ka samy fihahaka namonjy ny lahasany. [2.643#]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :

Fivaditsoratra  12 raiamandreny, 13 ray aman-dreny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12