|
|
|
|

Teny iditra1 tsiny amam-pondro
Singan-teny  2tsiny, 3amana, 4fondro
Sokajin-teny  5 kambanteny
Ohatra  6 Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro [2.285#159]
7 Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany [2.470#78]
8 fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao [2.654]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29