|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miditra
Fototeny  2iditra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba.
5Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto.
6Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa.
7Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany.
8Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony.
9Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10to enter, to go in.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11entrer, pénétrer. [1.13]
Ohatra  12 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470]
13 Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano. [2.48]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Mpanahaka  18 manaotsobodranondramiangaly, 19 mandrosomiroso, 20 maninteraka, 21 miborobaka, 22 miditramaninteraka, 23 mijoloka, 24 mijolonjolona, 25 milatsaka, 26 miroboka, 27 mirotsaka, 28 misoko, 29 misolontsolona, 30 misosososo, 31 misovoka, 32 mitsabaka, 33 mitsabaka, 34 mitsoboka, 35 mitsofoka, 36 mitsopaka, 37 mitsorofoka, 38 mitsoropaka, 39 mitsotaka
Kamban-teny rehetra  40Fikambanana 21 amin' io teny io
Ohabolana  41 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)42 miditra
Fototeny  43ditra
Sokajin-teny  44 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  45Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  46s'opiniâtrer, résister, ne pas céder. [1.3]
Haiendriteny 
47 Ny ankehitriny :
48 Ny lasa :
49 Ny hoavy :
50 Filaza mandidy :
Mpanahaka  51 mihenahena, 52 mikiribiby, 53 mikitroka, 54 mitokona, 55 mitokozihitra, 56 mitompotenyfantatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02