|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maninteraka
Fototeny  2tanteraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro. [1.1]
Ohatra  5 Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [2.470]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10mananteraka
Kamban-teny rehetra  11miditra maninteraka

Teny iditra (2/2)12 maninteraka
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14manantanteraka. [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08