|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsabaka |
| Fototeny | 2tsabaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe.
5Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|