|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsorofoka
Fototeny
2
tso
ro
foka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manitsy miditra tampoka, tsy miera na milaza mialoha.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitsorofoka
6
Ny lasa :
nitsorofoka
7
Ny hoavy :
hitsorofoka
8
Filaza mandidy :
mitsorofoha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12