|
|
|
|

Teny iditra1 misovoka
Fototeny  2sovoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo.
5Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10misoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12