|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikiribiby |
| Fototeny | 2kiribiby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be obstinate in evil ways.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L' obstiné s' entête comme les animaux..
[2.415#6367] 7s'obstiner dans le mal. [1.8] |
| Ohatra |
8 Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky.
[1.369#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|