|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsopaka |
| Fototeny | 2tsopaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Milentika, miditra lalina: Heno nitsopaka tany anaty nofo ny benitra.
5Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin' ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin' ny ranomasina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mipotsaka, 10 mitsopaka, 11 mpitsaoka, 12 mpitsoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|