|
|
|
|

Teny iditra1 mitsoboka
Fototeny  2tsoboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao.
5Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho. [1.1]
Ohatra  6 nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita [2.357#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11mitsobo-drano
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mitsaboko, 14 mitsoboka, 15 tsokaomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02