|
|
|
|

Teny iditra1 mirotsaka
Fototeny  2rotsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Milatsaka (orana): Mijanòna fa efa mirotsaka ny orana.
5Milatsaka: Nirotsaka ho zandary izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to fall; to join up, to offer one's services. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7tomber dedans, dégringoler; s'enrôler, devenir membre. [1.8]
Ohatra  8 mirotsaka daholo na lahy na vavy amin' izany. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 kamositra, 15 mirotsaka, 16 misatroka, 17 misokatra, 18 mitsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02