|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malahelo |
| Fototeny | 2alahelo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manina, manembona: Malahelo foana an-janany lasa any lavitra Rasoa.
5Ory noho ny: Malahelo ny ombiny very izy. 6Manenina: Malahelo aho faniteny azy mafy loatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to have pensive feelings like those produced by plaintive music or singing; to be poor; to be poverty sticken; to be bereaved; to be depressed in spirit, to feel sorrowful; to grieve for, to long after..
[1.2] 8sad, afflicted; poor. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9triste; affligé; pauvre.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|