|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 leo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany.
4Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5has had enough and too much; disgusted.
6drunk. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qui en a assez; dégoûté. [1.3#4011.8]
8ivre. [1.3#4011.8]
9indisposé par un narcotique. [1.3#4011.8]
10qui n'en veut plus.
11assoupi, étourdi. [1.3#401]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  17leony
Mpanahaka  18 afapo, 19 boboka, 20 boboka, 21 disaka, 22 lamoka, 23 lao, 24 leomboananana, 25 lotika, 26 malikiliky, 27 malilo, 28 mamo, 29 monaina, 30 monamonaina, 31 tala, 32 tofoka, 33 tofoka, 34 tohina, 35 tola, 36 tsytiahiherika, 37 tsytiamainty, 38 tsytiamololo, 39 tsytiaveroka, 40 tsytiavovoka, 41 tsytiazavaboribory
Kamban-teny rehetra  42Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  43 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)44 leo
Sokajin-teny  45 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  46(matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho.
47Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  48equalled, matched, overcome. [1.2]
49borne, sustained. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  50supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:.
51Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil). [1.3#401]
52supporté. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  56Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)57 leo
Sokajin-teny  58 anarana
Fanazavàna teny malagasy  59laona. [Bara, Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/4)60 leo
Sokajin-teny  61 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  62to-day. [Provincial] [1.2#390]
Voambolana  63 Fotoana

Fivaditsoratra  64 elo, 65 leo, 66 ole

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02