|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  malilo
Fototeny  2 lilo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 [Bara] fay [1.78]
5 Dombo; leo, boboka, tsy tia intsony [1.1]

Teny iditra (2/3)6  malilo
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanosy] mamoritra [1.78]

Teny iditra (3/3)9  malilo
Fototeny  10 dilo
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  12 [Provincial] smarting, in pain [1.2]

Fivaditsoratra  13 lamoly, 14 lômaly, lomaly, malilo, 15 milalo, 16 molaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04