|
|
|
|

Teny iditra1 monaina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy.
4Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qui en a assez, qui est fatigué, qui est dégoûté. [1.3#444]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  13 boboka, 14 leony, 15 tofoka, 16 tohina, 17 tola

Fivaditsoratra  18 anomany, 19 inomana, 20 mañaoñy, 21 manoina, 22 miañona, 23 miñaoña, 24 mionana, 25 monaina, 26 omanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31