|
|
|
|

Teny iditra1 fileovana
Fototeny  2leo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a préfecture, an administrative district. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6préfecture; district administratif. [1.8]
Voambolana  7 Pôlitika
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08