|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 disaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Valaka, sasatra.
4Leo na tofoka tanteraka.
5Entina milaza koa ny mongomongo, ny potipotika na torotoro. [1.1]
6sasatra. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7broken to pieces, smashed, bruised, dashed.
8exhausted, as money.
9tired, wearied. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  15disadisaka, mokotra, sasatra, trotroka, valaka
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)18 disaka
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny frantsay  20(la racine disaka évoque l'idée de briser, de broyer, de réduire en poudre ou en menus morceaux ; allusion aux graines qui sont broyées pour en extraire la matière grasse).
21Symphonia lepidocarpa Baker (Clusiaceae).
22La matière grasse concrète, sorte de beurre végétal, obtenue de ces graines est très appréciée pour la préparation des onguents et crèmes de beauté.. [Taisaka] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  24 disaka, 25 sadika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02