|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 boboka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana.
4Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny. 5Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe. 6Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana. [1.1] 7tofoka, leo. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8soaked, full of water, saturated; satiated, sated.
9See bobaka.. [1.2#94] 10soaked; sated. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11imbibé; dégoûté;.
[1.3#83, 1.8] 12moisi, rassasié jusqu'au dégoût. [1.3#83] |
| Ohatra |
13 andry boboka, poak' aty!
[2.285#]
14 Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 33 boboka |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
35the large pot for holding water.
36See sinibe.. [Provincial] [1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 37boboka mandry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|