|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 loditra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4poli, fin, beau, magnifique. [1.3#407]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)6 loditra
Sokajin-teny  7 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9qui est pénétré, imprégné. [1.3#407]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  15 dilotra, 16 loditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19