|
|
|
|

Teny iditra1 fandemana
Fototeny  2lena
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanasiana rano (zavatra), fanamandoana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'action de tremper, de mouiller, le liquide, l'instrument. [1.3#400]
Ohatra  6 fa izy no rano lava fototry ny fandemana mahasoa ny vahoaka. [1.436#]

Fivaditsoratra  7 fandamena, 8 fandemana, 9 mañandefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12