|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bibaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mizihitra makadiry.
4Mivonto mamoronana any anatiny (ratra na fery). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5enflé, tuméfié, formant cloche.
[1.3#79] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12bibaka an-tenda |
| Teny iditra (2/2) | 13 bibaka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15variété de bananier..
[Tankarana]
[1.19] 16Variété de banane à gros fruit.. [Sakalava] [1.196#I.226] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 18boroboaka |
| Fivaditsoratra | 19 babaky, 20 bibaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|