|
|
|
|

Teny iditra1 mitsoitsoy
Fototeny  2tsoitsoy
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Vonto ka tsontsorihan' ny rano: Nampalahelo erỳ ny nahita azy nitsoitsoy niditra ny trano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5être trempé, comme un chien sortant de l'eau. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 misotisoty, 11 mitsoitsoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02