|
|
|
|

Teny iditra1 mitera-drano
Singan-teny  2miteraka, 3rano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide. [1.3]
Ohatra  6 ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny. [2.470]
7 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12