|
|
|
|

Teny iditra1 malamalana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza zavatra lena ka efa manomboka ho maimaina: Enta miditra ny lamba na dia mbolo malamalana aza.
4Reradreraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5slightly damp just right for ironing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6moite et prêt à être repassé. [1.8]
Sampanteny 
Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19