Teny iditra | hotsaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo [1.1] | |||||||||||||||
[Bezanozano] [ hôtsaka ] Honahona [1.78] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hotsaka io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hatsoka, hotsaka, katsaho |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |