|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 jofo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3vovoka. [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
4fisavoanana, fitambolimbolenan' ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo amin' ny zavatra misy loza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5action de s'élever, de tourbillonner, de se répandre, de se précipiter, comme la fumée, la poussière, d'aller avec hardiesse, sans crainte, comme les soldats à l'attaque, comme des voyageurs hardis. [1.3#297]
6poussière. [1.13]
Ohatra  7 Ny jofo dia vovoka asavoanan' ny rivotra na ny tadio. [2.643]
8 Hataon' i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin' ny taninao; [2.996]
9 Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  30 vovoka
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)32 jofo
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny frantsay  34Sens général (d'après Malzac) : action de s'élever en tourbillonnant, de se répandre, comme la poussière et les poudres légères.
35Ce nom s'applique au pollen très abondant de Conifères introduits (pinus etc.), de Podocarpus madagascariensis Baker (Podocarpaceae) endémique, etc.. [1.196#II.89]
Voambolana  36 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  37menajofo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08