|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vovoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka.
4Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5dust.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6poussière.
[1.8] 7poussière, poudre. [1.13] |
| Ohatra |
8 Ato no irarahany ho vovoka!
[2.499]
9 Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272] 10 Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 22 jofo |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|