|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanjofo |
| Fototeny | 2jofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miady mikatroka: Nifanjofo tao atsimon-trano ny mpianatra amin' ny lakilasy roa.
5Mifamely: Mifanjofo daka. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|