|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jofoina |
| Fototeny | 2jofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho.
5Ianjerana, iantontana. 6Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11jofoana |
| Fivaditsoratra | 12 anjofoy, 13 jofoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|