|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjofo |
| Fototeny | 2jofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra.
5Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|