|
|
|
|

Teny iditra1 jofoana
Fototeny  2jofo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho.
5Ianjerana, iantontana.
6Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11jofoina

Fivaditsoratra  12 afonjao, 13 jofoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12