|
|
|
|

Teny iditra1 fanjofo
Fototeny  2jofo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manjofo mikapoka, mamely.
5Fomba na toetran' ny olona na zavatra manjofo, mandroso tsisy tahotra, miantsambotra midodododo. [1.1]
6ady. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  7 fafonjo, 8 fanjofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12