|
|
|
|

Teny iditra1 mijofo
Fototeny  2jofo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo.
5Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Mpanahaka  10 mitorajofo

Fivaditsoratra  11 fijomo, 12 mijofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12