|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 jofo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vovoka.
[Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 4fisavoanana, fitambolimbolenan' ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo amin' ny zavatra misy loza. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5action de s'élever, de tourbillonner, de se répandre, de se précipiter, comme la fumée, la poussière, d'aller avec hardiesse, sans crainte, comme les soldats à l'attaque, comme des voyageurs hardis.
[1.3#297] 6poussière. [1.13] |
| Ohatra |
7 Ny jofo dia vovoka asavoanan' ny rivotra na ny tadio.
[2.643]
8 Hataon' i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin' ny taninao; [2.996] 9 Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 30 vovoka |
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 jofo |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34Sens général (d'après Malzac) : action de s'élever en tourbillonnant, de se répandre, comme la poussière et les poudres légères.
35Ce nom s'applique au pollen très abondant de Conifères introduits (pinus etc.), de Podocarpus madagascariensis Baker (Podocarpaceae) endémique, etc.. [1.196#II.89] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 37menajofo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|