|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : miharo | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza atao fitia miharo avona. [2.415 #5070, 2.653]
Aza atao fitia sisihana avona. [2.558 #391] Aza manao fitia mifono avona. [2.165 #208] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | N' ayez pas un amour mélangé d' orgueil. [2.415 #5070]
Que votre amitié soit sans orgueil. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Ne regardez pas de haut. [2.415 #5070] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Bakobako miharo amin' angatra; niharo ñy raha samby raha. [2.165]
Bakobako niharo amin' angatra : niharo ny raha samy raha. [1.147 #B2] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Bakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Lambo niharo amin' angatra : niharo ny raha samy raha. [1.147 #L19] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Rano | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Takila vaky | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 6 | Tsingarivary | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 7 | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 8 | Vilany vy nakambam-bazaha, ka teo vao niharo. [2.165]
Vilany vy Vilañy vy | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|