|
|
|
|

Teny iditra1 fitia
Fototeny  2tia
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika.
5Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io.
6Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7l'affection. [1.3]
8amour. [1.5]
Ohatra  9 hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Voambolana  12 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fiita, 16 fitia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02