|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Ohabolana Betsimisaraka |
| Singan-teny | 2ohatra, 3volana, 4be, 5tsy, 6misaraka |
| Sokajin-teny | 7 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
8navoakan' i Samson Robert efa elaela ihany (tsy voalaza ao amin' ny boky ny taona).
9Voalahatra araka ny abidia : misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo.. [2.299#10] |
| Mpanoratra |
10Samson Robert |
| Mpanonta printy |
11 Imprimerie Tamatavienne. 1965. Haavony: 20cm. Ambainy: 13cm. Takila: 36. |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 Ohabolana Betsimisaraka |
| Singan-teny | 13ohabolana |
| Sokajin-teny | 14 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15navoakan' i Joël Laimijay tamin' ny taona 1961.
16Misy 1.145, voalahatra araka ny foto-kevitra manaraka abidia (ady, ahiahy, anatra, Andriamanitra...). 17Misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo.. [2.299#10] |
| Mpanoratra |
18Laimijay Joël |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|