|
|
|
|

Teny iditra1 vilany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo".. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a cooking pot, a kettle or casserole. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5marmite. [1.3, 1.8, 1.13]
6pot, casserole. [1.8]
Ohatra  7 Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro; [2.324]
8 "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha [2.48]
9 Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina. [2.996]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 25 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15 valiny, 16 vilany, 17 vilina, 18 viñaly, vinaly, 19 vinila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05