|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 avona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray.
4Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra. 5Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony. 6Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7pride, haughtiness, arrogance.
8See anjonanjona, eboebo, rehareha. 9The reduplicated form is most generally used.. [1.2] |
| Ohatra |
10 Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona.
[1.230#]
11 nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#] 12 Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#] 13 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 21anjonanjona, avonavona, dohadoha, eboebo, rehareha, tohatoha |
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 24 avona |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26Akalam-bay, votoatiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27the core of boils.
28(Prov.) See akalana.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29bourbillon des furoncles..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 30 Fahasalamana |
| Teny iditra (3/3) | 31 avona |
| Fototeny | 32vona |
| Sokajin-teny | 33 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 39 avona, 40 ôvana, ovana, 41 vaoña, vaona, 42 voana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|